Acts 7:56 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hoy izy: Indro, hitako ny lanitra misokatra ary ny Zanak’Olona mitsangana eo ankavanan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa indray nihoraka izy rehetra, sady nanentsin-tadìny no niara-niantoraka taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary niteny hoe: –Indro hitako izao ny lanitra misokatra sy ilay Zanak’olona mijoro eo ankavanan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
dia nanao hoe: Indro, hitako ny lanitra misokatra ary ny Zanak'olona mitsangana eo ankavanan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hoy izy: Indro, hitako ny lanitra misokatra ary ny Zanak’Olona* mitsangana eo ankavanan’Andriamanitra.
malagasy
dia nanao hoe: Indro, hitako ny lanitra misokatra ary ny Zanak'olona mitsangana eo ankavanan'Andriamanitra.