Acts 7:57 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niantsoantso mafy ny olona sady nanampin-tsofina no niara-nirohotra teo aminy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia notarihiny tany ivelan’ny tanàna izy, ka notorahany vato; ary ny vavolombelona dia nametraka ny fitafiany teo an-tongotry ny zatovo anankiray atao hoe Saoly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nihoraka ireo tao amin’ny Fitsarana ambony sady vao mainka nanentsin-tadîny. Ary indray niantoraka teny amin’i Stefàna izy rehetra,
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona niantso tamin'ny feo mahery sady nanentsin-tadiny ka indray nirodona taminy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niantsoantso mafy ny olona sady nanampin-tsofina no niara-nirohotra teo aminy,
malagasy
Ary ny olona niantso tamin'ny feo mahery sady nanentsin-tadiny ka indray nirodona taminy,