Acts 7:58 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nandroaka azy ho eny ivelan’ny tanàna ary nitora-bato azy. Nametraka ny fitafiany teo anilan’ny tongotry ny zatovo iray antsoina hoe Saoly ireo vavolombelona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola nitora-bato azy izy ireo, i Etienina kosa nivavaka nanao hoe: «Jesoa Tompo ô! raiso ny fanahiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nitarika azy tany ivelan’ny tanàna sy nitora-bato azy. Ary ny vavolombelona dia nametra-damba teo an-tongotr’izay tovolahy antsoina hoe Saoly izay.
Malagasy Bible 1865
dia nandroaka azy ho eny ivelan'ny tanàna ka nitora-bato azy; ary ireo vavolombelona dia nametraka ny fitafiany teo anilan'ny tongotry ny zatovo anankiray atao hoe Saoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nandroaka azy ho eny ivelan’ny tanàna ary nitora-bato azy. Nametraka ny fitafiany teo anilan’ny tongotry ny zatovo iray antsoina hoe Saoly ireo vavolombelona.
malagasy
dia nandroaka azy ho eny ivelan'ny tanàna ka nitora-bato azy; ary ireo vavolombelona dia nametraka ny fitafiany teo anilan'ny tongotry ny zatovo anankiray atao hoe Saoly.