Acts 7:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka izany no nilazan’Andriamanitra fa «hivahiny any amin’ny tanin’ny firenena hafa ny taranany ary handevozin’ireo sy hampahoriny mandritra ny efajato taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no nolazain’Andriamanitra: ‹Honina amin’ny tany hafa ny taranany, ary handevozina sy hampahorina efajato taona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa toy izao no tenin’Andriamanitra taminy: «Honina any an-tanin’olona ny taranakao mandritra ny efajato taona sady handevozina sy hampahorîna.
Malagasy Bible 1865
Ary nolazain'Andriamanitra fa ny taranany hivahiny any amin'ny tanin'ny firenena hafa ary handevoziny sy hampahoriny efa-jato taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka izany no nilazan’Andriamanitra fa «hivahiny any amin’ny tanin’ny firenena hafa ny taranany ary handevozin’ireo sy hampahoriny mandritra ny efajato taona.
malagasy
Ary nolazain'Andriamanitra fa ny taranany hivahiny any amin'ny tanin'ny firenena hafa ary handevoziny sy hampahoriny efa-jato taona.