Acts 7:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny patriarka dia nialona an’i Josefa ka nivarotra azy ho any Ejipta; nefa nomba azy Andriamanitra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ary ireo Patriarka nialona an’i Josefa ka namidiny ho any Ejipta izy; nefa nomban’Andriamanitra kosa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nialona an’i Jôsefa ireo razambe rahalahiny ka nivarotra azy ary nahatonga azy ho andevo tany Ejipta. Kanefa nombàn’Andriamanitra i Jôsefa,
Malagasy Bible 1865
Ary nialona an'i Josefa ny patriarka ka nivarotra azy ho any Egypta; nefa Andriamanitra nomba azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny patriarka dia nialona an’i Josefa ka nivarotra azy ho any Ejipta; nefa nomba azy Andriamanitra
malagasy
Ary nialona an'i Josefa ny patriarka ka nivarotra azy ho any Egypta; nefa Andriamanitra nomba azy