Acts 8:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Saoly dia nankasitraka ny namonoana an’i Stefana. Tamin’izany andro izany dia nisy fanenjehana mafy tamin’ny fiangonana tany Jerosalema ka niely teny amin’ny tany Jodia sy Samaria izy rehetra, afa-tsy ny Apostoly ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany, dia nisy fanenjehana mafy tamin’ny Eglizy tao Jerosalema, ka niely tany Jodea sy Samaria izy rehetra, afa-tsy ny Apôstôly ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Saoly nankasitraka ny namonoana an’i Stefàna. Androtr’iny ihany dia nipoaka ny fanenjehana mahery vaika nihatra tamin’ny Fiangonana tao Jerosalema. Niely patrana eran’ny faritany Jodea sy Samaria ny mpino rehetra, afa-tsy ny apôstôly ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly mba nankasitraka ny namonoana azy koa. Ary tamin'izany andro izany dia nisy fanenjehana mafy tamin'ny fiangonana tany Jerosalema; ka dia niely teny amin'ny tany Jodia sy Samaria izy rehetra, afa-tsy ny Apostoly ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Saoly dia nankasitraka ny namonoana an’i Stefana. Tamin’izany andro izany dia nisy fanenjehana mafy tamin’ny fiangonana tany Jerosalema ka niely teny amin’ny tany Jodia* sy Samaria izy rehetra, afa-tsy ny Apostoly ihany.
malagasy
Ary Saoly mba nankasitraka ny namonoana azy koa. [Ny nielezan'ny mpianatra noho ny fanenjehana, sy ny nitorian'ny Filipo tany Samaria sy tamin'ilay tandapa Etiopiana] Ary tamin'izany andro izany dia nisy fanenjehana mafy tamin'ny fiangonana tany Jerosalema; ka dia niely teny amin'ny tany Jodia sy Samaria izy rehetra, afa-tsy ny Apostoly ihany.