Acts 8:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny olona rehetra, na ny kely na ny lehibe, dia nihaino azy ka niteny hoe: Ity lehilahy ity no herin’Andriamanitra izay antsoina hoe Hery lehibe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanaraka azy avokoa ny olona rehetra na ny kely na ny lehibe, fa «ity lehilahy ity no Herin’Andriamanitra izay atao hoe Hery lehibe,» hoy izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Babony daholo ny olona, hatramin’ny kely ka hatramin’ny lehibe, ka vaky vava hoe: –Ity lehilahy ity no herin’Andriamanitra, dia ilay antsoina hoe «hery lehibe».
Malagasy Bible 1865
ary nihaino azy ny olona rehetra, na ny kely na ny lehibe, ka nanao hoe: Ity lehilahy ity no herin'Andriamanitra, izay atao hoe hery lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny olona rehetra, na ny kely na ny lehibe, dia nihaino azy ka niteny hoe: Ity lehilahy ity no herin’Andriamanitra izay antsoina hoe Hery lehibe.
malagasy
ary nihaino azy ny olona rehetra, na ny kely na ny lehibe, ka nanao hoe: Ity lehilahy ity no herin'Andriamanitra, izay atao hoe hery lehibe.