Acts 8:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nihaino azy tsara izy ireo, satria efa ela no talanjona tamin’ny ataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa voarebirebin’ny zava-mahatalanjona nataony hatry ny efa izy ireo, ka izany no nanarahany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Babon’i Simôna tokoa ny olona satria hatramin’ny ela no talanjona tamin’ny majîkany.
Malagasy Bible 1865
Ary nihaino azy ny olona, satria efa ela no talanjona tamin'ny odiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nihaino azy tsara izy ireo, satria efa ela no talanjona tamin’ny ataony.
malagasy
Ary nihaino azy ny olona, satria efa ela no talanjona tamin'ny odiny.