Acts 8:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa rehefa nino an’i Filipo izay nitory ny teny soa mahafaly ny amin’ny fanjakan’Andriamanitra sy ny anaran’i Jesosy Kristy ireo dia natao batisa avokoa na lahy na vavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa rehefa nino an’i Filipo izay nitory ny fanjakan’Andriamanitra sy ny Anaran’i Jesoa Kristy izy ireo, dia natao Batemy avokoa na lahy na vavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy rehefa nino ny Vaovao Mahafaly notorîn’i Filipo momba ny Fanjakàn’Andriamanitra sy momba an’i Jesoa Kristy izy ireo, dia niroso hatao batisa avokoa na lahy na vavy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nino an'i Filipo nitory ny teny soa mahafaly ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra sy ny anaran'i Jesosy Kristy ireo, dia natao batisa avokoa na lahy na vavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa rehefa nino an’i Filipo izay nitory ny teny soa mahafaly ny amin’ny fanjakan’Andriamanitra sy ny anaran’i Jesosy Kristy ireo dia natao batisa avokoa na lahy na vavy.
malagasy
Ary rehefa nino an'i Filipo nitory ny teny soa mahafaly ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra sy ny anaran'i Jesosy Kristy ireo, dia natao batisa avokoa na lahy na vavy.