Acts 8:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mba nino koa i Simona ka rehefa natao batisa izy dia nanaraka an’i Filipo. Ary talanjona izy raha nahita ny famantarana sy ny asa lehibe izay natao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na ny tenan’i Simôna aza dia mba nino; ary rehefa natao Batemy izy dia tsy nahasaraka an’i Filipo, sady talanjona erỳ nahita ny famantarana amam-pahagagana lehibe tanteraka teo anatrehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tenan’i Simôna koa aza dia nino ka natao batisa; tsy nahasaraka an’i Filipo izy ary talanjona nahita ny famantarana sy ny asa lehibe mahagaga izay notontosaina.
Malagasy Bible 1865
Ary Simona koa mba nino; ary rehefa natao batisa izy, dia nanaraka an'i Filipo. Ary talanjona izy, raha nahita ny famantarana sy ny asa lehibe izay natao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mba nino koa i Simona ka rehefa natao batisa izy dia nanaraka an’i Filipo. Ary talanjona izy raha nahita ny famantarana sy ny asa lehibe izay natao.
malagasy
Ary Simona koa mba nino; ary rehefa natao batisa izy, dia nanaraka an'i Filipo. Ary talanjona izy, raha nahita ny famantarana sy ny asa lehibe izay natao.