Acts 8:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’ny Apostoly tany Jerosalema fa efa nandray ny tenin’Andriamanitra i Samaria dia naniraka an’i Petera sy i Jaona izy ireo hankany aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa ren’ny Apôstôly tany Jerosalema fa nandray ny tenin’Andriamanitra ny tany Samaria dia nirahiny hankany i Piera sy i Joany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ren’ny apôstôly tany Jerosalema fa nandray ny tenin’Andriamanitra ny mponina tao Samaria, ka nirahiny hankany i Petera sy i Jôhany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ren'ny Apostoly tany Jerosalema fa Samaria efa nandray ny tenin'Andriamanitra, dia naniraka an'i Petera sy Jaona izy hankany aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’ny Apostoly tany Jerosalema fa efa nandray ny tenin’Andriamanitra i Samaria dia naniraka an’i Petera sy i Jaona izy ireo hankany aminy.
malagasy
Ary nony ren'ny Apostoly tany Jerosalema fa Samaria efa nandray ny tenin'Andriamanitra, dia naniraka an'i Petera sy Jaona izy hankany aminy.