Acts 8:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tafidina tany izy roa lahy dia nivavaka ho an’ny olona mba handraisany ny Fanahy Masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tany izy roa lahy, dia nivavaka ho an’ny olona mba handraisany ny Fanahy Masina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga tany Samaria izy roa lahy, dia nivavaka ho an’ny mpino mba handraisany ny Fanahy Masina;
Malagasy Bible 1865
Nony tafidina tany izy roa lahy, dia nivavaka ho an'ny olona mba handraisany ny Fanahy Masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tafidina tany izy roa lahy dia nivavaka ho an’ny olona mba handraisany ny Fanahy Masina.
malagasy
Nony tafidina tany izy roa lahy, dia nivavaka ho an'ny olona mba handraisany ny Fanahy Masina.