Acts 8:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria tsy mbola nisy nilatsahany izy ireo na dia iray akory aza, fa natao batisa tamin’ny anaran’i Jesosy Tompo ihany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria vita Batemy tamin’ny Anaran’i Jesoa Tompo ihany izy ireo, fa tsy mbola nisy nidinan’ny Fanahy Masina na dia iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria tsy mbola nisy nilatsahan’ny Fanahy Masina ireo mpino ireo na iray aza, fa vita batisa tamin’ny anaran’i Jesoa Tompo ihany.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy mbola nisy nilatsahany izy na dia iray akory aza; fa natao batisa tamin'ny anaran'i Jesosy Tompo ihany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria tsy mbola nisy nilatsahany izy ireo na dia iray akory aza, fa natao batisa tamin’ny anaran’i Jesosy Tompo ihany,
malagasy
Fa tsy mbola nisy nilatsahany izy na dia iray akory aza; fa natao batisa tamin'ny anaran'i Jesosy Tompo ihany izy.