Acts 8:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nametra-tanana taminy izy roa lahy ary nandray ny Fanahy Masina ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nametrahany tanana izy ireo, ka nandray ny Fanahy Masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nametrahan’i Petera sy Jôhany tanana izy rehetra ka nandray ny Fanahy Masina.
Malagasy Bible 1865
Ary izy roa lahy nametra-tanana taminy, ka dia nandray ny Fanahy Masina ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nametra-tanana taminy izy roa lahy ary nandray ny Fanahy Masina ireo.
malagasy
Ary izy roa lahy nametra-tanana taminy, ka dia nandray ny Fanahy Masina ireo.