Acts 8:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hitan’i Simona fa ny fametrahan’ny Apostoly tanana no nanomezana ny Fanahy Masina dia nitondra vola homena azy izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hitan’i Simôna fa fametrahan’ny Apôstôly tanana no nanomezana ny Fanahy Masina, dia nanolotra vola azy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony hitan’i Simôna fa ny fametrahan’ny apôstôly tanana no nanomezana ny Fanahy Masina tamin’ireo mpino, dia notolorany vola i Petera sy i Jôhany
Malagasy Bible 1865
Ary Simona, nony nahita fa ny fametrahan'ny Apostoly tanana no nanomezana ny Fanahy Masina, dia nitondra vola homena azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hitan’i Simona fa ny fametrahan’ny Apostoly tanana no nanomezana ny Fanahy Masina dia nitondra vola homena azy izy
malagasy
Ary Simona, nony nahita fa ny fametrahan'ny Apostoly tanana no nanomezana ny Fanahy Masina, dia nitondra vola homena azy