Acts 8:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Olona mpivavaka tsara no nandevina an’i Stefana sady nisaona azy fatratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy mpivavaka tsara sasany nandevina an’i Etienina, sady nitomany azy fatratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy kosa mpivavaka tsara nandevina an’i Stefàna sady nisaona azy fatratra.
Malagasy Bible 1865
Ary mpivavaka tsara no nandevina an'i Stefana sady nisaona azy fatratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Olona mpivavaka tsara no nandevina an’i Stefana sady nisaona azy fatratra.
malagasy
Ary mpivavaka tsara no nandevina an'i Stefana sady nisaona azy fatratra.