Acts 8:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Petera taminy: Aoka ho very miaraka amin’ny tenanao ny volanao, satria noheverinao fa azo vidim-bola ny fanomezan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aoka ho very miaraka amin’ny tenanao ny volanao, satria nataonao fa azo vidim-bola ny fanomezan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Petera taminy: –Vereza miaraka amin’ny tenanao ny volanao satria nataonao fa azo vidîm-bola ny fanomezan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Petera taminy: Aoka ho very mbamin'ny tenanao ny volanao, satria nataonao fa azo vidim-bola ny fanomezan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Petera taminy: Aoka ho very miaraka amin’ny tenanao ny volanao, satria noheverinao fa azo vidim-bola ny fanomezan’Andriamanitra.
malagasy
Fa hoy Petera taminy: Aoka ho very mbamin'ny tenanao ny volanao, satria nataonao fa azo vidim-bola ny fanomezan'Andriamanitra.