Acts 8:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy manana anjara na raharaha amin’izany zavatra izany ianao satria tsy mahitsy fo eo anatrehan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy manana anjara amin’ity raharaha ity ianao na dia kely aza, satria tsy mahitsy fo eo anatrehan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy anjaranao na lovanao amin’ity raharaha ity satria tsy mahitsy fo eo anatrehan’Andriamanitra ianao.
Malagasy Bible 1865
Tsy manana anjara na raharaha amin'izany zavatra izany ianao, satria tsy mahitsy fo eo anatrehan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy manana anjara na raharaha amin’izany zavatra izany ianao satria tsy mahitsy fo eo anatrehan’Andriamanitra.
malagasy
Tsy manana anjara na raharaha amin'izany zavatra izany ianao, satria tsy mahitsy fo eo anatrehan'Andriamanitra.