Acts 8:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mibebaha amin’izao haratsianao izao ka mangataha amin’ny Tompo, andrao mba havelany izay noheverin’ny fonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mibebaha amin’izao haratsianao izao, ary mangataha amin’ny Tompo mba hamela izany hevitry ny fonao izany raha azo atao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ialao izao faharatsianao izao ary mangataha amin’ny Tompo mba hamelany izany fihevitry ny fonao izany, raha azo atao.
Malagasy Bible 1865
Koa mibebaha amin'izao haratsianao izao, ka mangataha amin'ny Tompo, andrao mba havelany izay noheverin'ny fonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mibebaha amin’izao haratsianao izao ka mangataha amin’ny Tompo, andrao mba havelany izay noheverin’ny fonao.
malagasy
Koa mibebaha amin'izao haratsianao izao, ka mangataha amin'ny Tompo, andrao mba havelany izay noheverin'ny fonao.