Acts 8:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Simona: Mangataha amin’ny Tompo ho ahy, mba tsy hisy ho tonga amiko izay nolazainareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly i Simôna ka nanao hoe: «Mivavaha ho ahy amin’ny Tompo ianareo, mba tsy hanjò ahy izay voalazanareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Simôna tamin’i Petera sy i Jôhany: –Ianareo mihitsy no mangataha ho ahy amin’ny Tompo, mba tsy hisy hihatra amiko akory izay voalazanareo.
Malagasy Bible 1865
Ary Simona namaly ka nanao hoe: Mangataha ho ahy amin'ny Tompo, mba tsy ho tonga amiko izay nolazainareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Simona: Mangataha amin’ny Tompo ho ahy, mba tsy hisy ho tonga amiko izay nolazainareo.
malagasy
Ary Simona namaly ka nanao hoe: Mangataha ho ahy amin'ny Tompo, mba tsy ho tonga amiko izay nolazainareo.