Acts 8:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nanambara sy nitory ny tenin’ny Tompo i Petera sy i Jaona dia niverina nankany Jerosalema ka nitory ny Filazantsara teny amin’ny vohitra maro izay an’ny Samaritana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa nanambara sy nitory ny tenin’ny Tompo izy roa lahy, dia niverina tany Jerosalema, ka nitory ny Evanjely tamin’ny vohitra maro eran’i Samaria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa avy nanao fijoroana vavolombelona sy nitory ny tenin’ny Tompo ry i Petera sy i Jôhany, dia nitodi-doha ho any Jerosalema, ka nanambara ny Vaovao Mahafaly teny amin’ny tanàna kely maro eran’i Samaria.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nanambara sy nitory ny tenin'ny Tompo Petera sy Jaona, dia niverina nankany Jerosalema ka nitory ny filazantsara teny amin'ny vohitra maro izay an'ny Samaritana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nanambara sy nitory ny tenin’ny Tompo i Petera sy i Jaona dia niverina nankany Jerosalema ka nitory ny Filazantsara teny amin’ny vohitra maro izay an’ny Samaritana*.
malagasy
Ary rehefa nanambara sy nitory ny tenin'ny Tompo Petera sy Jaona, dia niverina nankany Jerosalema ka nitory ny filazantsara teny amin'ny vohitra maro izay an'ny Samaritana.