Acts 8:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
rehefa nody izy dia nipetraka tao anatin’ny kalesiny ary namaky teny tao amin’i Isaia mpaminany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niverina izy, ka nipetraka teo ambonin’ny kalesiny, dia namaky ny bokin’i Izaia mpaminany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary efa mby an-dalana hody tamin’izay. Nipetraka tao amin’ny kalesiny izy ary namaky ny bokin’i Isaià mpaminany.
Malagasy Bible 1865
dia nody izy ka nipetraka teo anatin'ny kalesiny ary namaky teny tao amin'Isaia mpaminany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
rehefa nody izy dia nipetraka tao anatin’ny kalesiny ary namaky teny tao amin’i Isaia mpaminany.
malagasy
dia nody izy ka nipetraka teo anatin'ny kalesiny ary namaky teny tao amin'Isaia mpaminany