Acts 8:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny Fanahy tamin’i Filipo: Mandehana manatona io kalesy io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny Fanahy Masina tamin’i Filipo: «Mandehana manatona io kalesy io.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny Fanahy Masina tamin’i Filipo: –Mandrosoa ka hatòny io kalesy io.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny Fanahy tamin'i Filipo: Andeha manatona ka mankanesa amin'io kalesy io.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny Fanahy tamin’i Filipo: Mandehana manatona io kalesy io.
malagasy
Dia hoy ny Fanahy tamin'i Filipo: Andeha manatona ka mankanesa amin'io kalesy io.