Acts 8:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Saoly kosa tamin’izany dia nampahory mafy ny fiangonana ka nidirany isan-trano sady nosarihany, na ny lehilahy na ny vehivavy, ka nataony tao an-tranomaizina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Saoly kosa nanenjika ny Eglizy; nidirany nosarihiny tany an-trano na lahy na vavy, ka nataony an-tranomaizina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay i Saoly dia nilofo handringana ny Fiangonana. Noteteziny nidirana ny isan-trano, nataony sinto-mahery navoaka ny mpino na lahy na vavy ka nalefany tany am-ponja.
Malagasy Bible 1865
Fa Saoly nampahory mafy ny fiangonana, ka nidirany isan-trano sady nosarihany, na ny lehilahy na ny vehivavy, ka nataony tao an-tranomaizina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Saoly kosa tamin’izany dia nampahory mafy ny fiangonana ka nidirany isan-trano sady nosarihany, na ny lehilahy na ny vehivavy, ka nataony tao an-tranomaizina.
malagasy
Fa Saoly nampahory mafy ny fiangonana, ka nidirany isan-trano sady nosarihany, na ny lehilahy na ny vehivavy, ka nataony tao an-tranomaizina.