Acts 8:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nihazakazaka nankeo aminy i Filipo ary nandre azy mamaky teny tao amin’ny mpaminany Isaia ka hoy izy taminy: Moa fantatrao va izay vakìnao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nihazakazaka i Filipo ka nandre ilay olona namaky ny bokin’i Izaia mpaminany, ary nanao taminy hoe: «Moa fantatrao tsara va izay vakinao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nilomay nanatona i Filipo ka nandre ilay Etiôpianina namaky ny bokin’i Isaià mpaminany, ary nanontany azy hoe: –Azonao ve ny teny vakînao?
Malagasy Bible 1865
Ary Filipo nihazakazaka nankeo aminy, dia nandre azy mamaky teny tao amin'Isaia mpaminany, ka niteny taminy hoe: Moa fantatrao va izay vakinao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nihazakazaka nankeo aminy i Filipo ary nandre azy mamaky teny tao amin’ny mpaminany Isaia ka hoy izy taminy: Moa fantatrao va izay vakìnao?
malagasy
Ary Filipo nihazakazaka nankeo aminy, dia nandre azy mamaky teny tao amin'Isaia mpaminany, ka niteny taminy hoe: Moa fantatrao va izay vakinao?