Acts 8:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy: Hataoko ahoana no fahay raha tsy misy mitari-dalana ahy? Dia nangataka an’i Filipo izy mba hiakatra sy hipetraka eo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy izy: «Hataoko ahoana no fahalala izany raha tsy misy olona mitari-dalana ahy?» Dia nangataka an’i Filipo hiakatra ho eo aminy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian-dralehilahy hoe: –Ahoana moa no ho azoko, raha tsy mba misy manazava? Niangavian’ilay tandapa i Filipo mba hitaingina ny kalesiny ary hipetraka eo anilany.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izy: Hataoko ahoana no fahay, raha tsy misy mampianatra ahy? Ary izy nangataka an'i Filipo hiakatra sy hipetraka eo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy: Hataoko ahoana no fahay raha tsy misy mitari-dalana ahy? Dia nangataka an’i Filipo izy mba hiakatra sy hipetraka eo aminy.
malagasy
Fa hoy izy: Hataoko ahoana no fahay, raha tsy misy mampianatra ahy? Ary izy nangataka an'i Filipo hiakatra sy hipetraka eo aminy. [ Gr. mitari-dalana]