Acts 8:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no tenin’ny Soratra Masina novakiny: «Noentina hovonoina tahaka ny ondry Izy ary tsy niloa-bava, tahaka ny zanak’ondry moana eo anoloan’ny mpanety azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no novakiny tao amin’ny Soratra Masina: «Nentina hovonoina mova tsy ny ondry Izy, ary tsy niloa-bava toy ny zanak’ondry moana eo anatrehan’ny mpanety Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao kosa no andalan’ny Soratra Masina vinakin’ilay tandapa: «Toy ny ondry nentina hovonoina Izy, ary toy ny zanak’ondry moana manoloana ny mpanety azy: tsy niloa-bava akory!
Malagasy Bible 1865
Ary izao no tenin'ny Soratra Masina novakiny: Nentina hovonoina tahaka ny ondry Izy, Ary tsy niloa-bava, Tahaka ny zanak'ondry moana eo anoloan'ny mpanety azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no tenin’ny Soratra Masina novakiny: «Noentina hovonoina tahaka ny ondry Izy ary tsy niloa-bava, tahaka ny zanak’ondry moana eo anoloan’ny mpanety azy;
malagasy
Ary izao no tenin'ny Soratra Masina novakiny: Nentina hovonoina tahaka ny ondry Izy, Ary tsy niloa-bava, Tahaka ny zanak'ondry moana eo anoloan'ny mpanety azy;