Acts 8:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
noho ny fietreny dia nalaina Taminy ny zony; ary iza no hahalaza ny amin’ny fianakaviany? Fa ny ainy dia nesorina tamin’ny tany» (Isa 53.7-8).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fitsarana miangatra erỳ no nanesorana Azy; ary iza tamin’ny niara-belona taminy no nihevitra fa nongotana tamin’ny tanin’ny velona izy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natao tsinontsinona Izy ary tsy nahazo rariny. Ary iza moa no hanan-kotantaraina ny amin’izay taranany? Satria fongotra teto an-tany ny fiainany.»
Malagasy Bible 1865
Ny fietren-tena no nanaovana Azy resy lahatra; Ary iza no hahalaza ny amin'ny niara-belona taminy? Fa ny ainy nesorina tamin'ny tany (Isa. 53. 7, 8).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
noho ny fietreny dia nalaina Taminy ny zony; ary iza no hahalaza ny amin’ny fianakaviany? Fa ny ainy dia nesorina tamin’ny tany» (Isa 53.7-8).
malagasy
Ny fietren-tena no nanaovana Azy resy lahatra; Ary iza no hahalaza ny amin'ny niara-belona taminy? Fa ny ainy nesorina tamin'ny tany (Isa. 53. 7, 8). [ Na: ny fianakaviany]