Acts 8:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ilay tandapa tamin’i Filipo: Miangavy anao aho, iza moa no lazain’ny mpaminany amin’izany? Ny tenany va sa olon-kafa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteny tamin’i Filipo ilay olona nanao hoe: «Masìna ianao, iza no antsoin’ny mpaminany amin’izany? Ny tenany ve sa olon-kafa?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ilay tandapa tamin’i Filipo: –Azafady, tompoko, iza moa no lazain’ny mpaminany amin’izany? Ny tenany sa olon-kafa?
Malagasy Bible 1865
Ary ilay tandapa namaly an'i Filipo ka nanao hoe: Masona ianao, iza moa no lazain'ny mpaminany amin'izany? Ny tenany va, sa olon-kafa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ilay tandapa tamin’i Filipo: Miangavy anao aho, iza moa no lazain’ny mpaminany amin’izany? Ny tenany va sa olon-kafa?
malagasy
Ary ilay tandapa namaly an'i Filipo ka nanao hoe: Masona ianao, iza moa no lazain'ny mpaminany amin'izany? Ny tenany va, sa olon-kafa?