Acts 8:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niloa-bava i Filipo ka nanomboka tamin’izany Soratra Masina izany dia nitory an’i Jesosy taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Filipo niloa-bava, nanomboka tamin’ireo tenin’ny Soratra Masina ireo, ka nitory an’i Jesoa taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny i Filipo ary niainga avy amin’ireo andalan-tSoratra Masina ireo no nanambara ny Vaovao Mahafaly momba an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary Filipo niloa-bava, dia nanomboka teo amin'izany Soratra Masina izany nitory an'i Jesosy taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niloa-bava i Filipo ka nanomboka tamin’izany Soratra Masina izany dia nitory an’i Jesosy taminy.
malagasy
Ary Filipo niloa-bava, dia nanomboka teo amin'izany Soratra Masina izany nitory an'i Jesosy taminy.