Acts 8:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nandeha teny an-dalana izy ireo dia tonga teo amin’izay nisy rano ka hoy ilay tandapa: Indro misy rano, koa inona moa no misakana ahy tsy hatao batisa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandeha kelikely izy ireo, dia sendra rano, ka hoy ilay manamboninahitra: «Indro eo rano, ka inona no misakana ahy tsy hatao Batemy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nizotra ny dian’izy roa lahy, ary mby teo amin’ny toerana anankiray misy rano, ka hoy ilay tandapa: –Inty eto misy rano, ka inona no misakana ahy tsy hatao batisa? [
Malagasy Bible 1865
Ary raha nandeha teny an-dalana izy, dia tonga teo amin'izay nisy rano; ary hoy ilay tandapa: Indro rano, ka inona moa no misakana ahy tsy hatao batisa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nandeha teny an-dalana izy ireo dia tonga teo amin’izay nisy rano ka hoy ilay tandapa: Indro misy rano, koa inona moa no misakana ahy tsy hatao batisa?
malagasy
Ary raha nandeha teny an-dalana izy, dia tonga teo amin'izay nisy rano; ary hoy ilay tandapa: Indro rano, ka inona moa no misakana ahy tsy hatao batisa?