Acts 8:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nasainy najanona ny kalesy; ary nidina ho eo amin’ny rano izy roa lahy, izany hoe i Filipo sy ilay tandapa; dia nataony batisa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nasainy najanona ny kalesy, ary niara-nidina nankeo anaty rano izy sy i Filipo, ka nanao Batemy azy i Filipo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasain’ilay tandapa najanona ny kalesy, dia niara-nidina nankeo anaty rano izy mbamin’i Filipo, ary nataon’i Filipo batisa izy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa niakatra avy teo amin'ny rano izy roa lahy, dia nentin'ny Fanahin'ny Tompo Filipo ka tsy hitan'ilay tandapa intsony; fa nandeha tamin'ny nalehany izy sady nifaly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nasainy najanona ny kalesy; ary nidina ho eo amin’ny rano izy roa lahy, izany hoe i Filipo sy ilay tandapa; dia nataony batisa izy.
malagasy
Dia nasainy najanona ny kalesy; ary izy roa lahy, dia Filipo sy ilay tandapa, nidina ho eo amin'ny rano; dia nataony batisa izy.