Acts 8:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo izay niely dia nandeha nitory ny teny dia ny Filazantsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zareo niely tamin’izay, dia nitety tany nitory ny tenin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ireo naelin’ny fanenjehana dia nitety tany nitory ny Vaovao Mahafaly raketin’ny tenin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary izay niely dia nandeha nitory teny tontolo eny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo izay niely dia nandeha nitory ny teny dia ny Filazantsara.
malagasy
Ary izay niely dia nandeha nitory teny tontolo eny.