Acts 8:40 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tany Azota kosa avy eo no nahitana an’i Filipo ary nitory ny Filazantsara tany amin’ny tanàna rehetra izay nalehany izy ambara-pahatongany tany Kaisaria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Filipo kosa tonga tany Azota, ary nitory ny Evanjely tamin’ny tanàna rehetra nandalovany mandra-pahatongany tany Sezarea.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hay tody tao Azôta i Filipo ary nitory ny Vaovao Mahafaly tamin’ny tanàna rehetra nolalovany mandra-pahatongany tany Kesaria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tany Azota kosa avy eo no nahitana an’i Filipo ary nitory ny Filazantsara tany amin’ny tanàna rehetra izay nalehany izy ambara-pahatongany tany Kaisaria.
malagasy
Fa Filipo hita tany Azota, dia nitory ny filazantsara tany amin'ny tanàna rehetra izay nalehany ambara-pahatongany tany Kaisaria.