Acts 8:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nidina tany an-tanànan’i Samaria i Filipo ka nitory an’i Kristy tamin’ny olona tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Filipo nidina tany an-tanànan’i Samaria, ka nitory an’i Kristy tamin’ny olona tao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nidina tao an-tanàna Samaria i Filipo ka nanambara ny Mesia tamin’ny mponina tao.
Malagasy Bible 1865
Ary Filipo nidina tany an-tanàna any Samaria ka nitory an'i Kristy tamin'ny olona tao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nidina tany an-tanànan’i Samaria i Filipo ka nitory an’i Kristy* tamin’ny olona tao.
malagasy
Ary Filipo nidina tany an-tanàna any Samaria ka nitory an'i Kristy tamin'ny olona tao.