Acts 8:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niray hevitra nihaino tsara izay nolazain’i Filipo ny vahoaka rehefa nandre azy sy nahita ny famantarana nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandre sy nahita ny fahagagana nataon’i Filipo ny vahoaka maro be, ka nihaino tsara izay nolazainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray babo avokoa ny vahoaka tamin’izay nolazain’i Filipo, raha nandre laza sy nahita maso ny famantarana vitany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka betsaka dia niray hevitra nihaino izay nolazain'i Filipo, raha nandre azy sy nahita ny fahagagana nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niray hevitra nihaino tsara izay nolazain’i Filipo ny vahoaka rehefa nandre azy sy nahita ny famantarana nataony.
malagasy
Ary ny vahoaka betsaka dia niray hevitra nihaino izay nolazain'i Filipo, raha nandre azy sy nahita ny fahagagana nataony.