Acts 8:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa maro tamin’ireo manana fanahy maloto no niantsoantso tamin’ny feo mahery rehefa niala izany; ary maro koa ny malemy sy ny mandringa no sitrana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa maro ny olona azon’ny fanahy maloto no nivoahany tamim-pikiakiahana mafy; betsaka ny malemy sy ny mandringa no sitrana koa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa maro ny olona nandroahana fanahy maloto ary nikiakiaka ireny fanahy maloto ireny rehefa niala; maro koa ny malemy sy ny mandringa no sitrana.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fanahy maloto niantso tamin'ny feo mahery, dia nivoaka tamin'ny maro izay nanana azy; ary maro ny mararin'ny paralysisa sy ny mandringa no nositraniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa maro tamin’ireo manana fanahy maloto no niantsoantso tamin’ny feo mahery rehefa niala izany; ary maro koa ny malemy sy ny mandringa no sitrana.
malagasy
Fa ny fanahy maloto niantso tamin'ny feo mahery, dia nivoaka tamin'ny maro izay nanana azy; ary maro ny mararin'ny paralysisa sy ny mandringa no nositraniny.