Acts 9:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola nifofofofo fandrahonana sy famonoana tamin’ny mpianatry ny Tompo ihany i Saoly dia nankao amin’ny Mpisoronabe
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany i Saoly, dia mbola tsy nihevitra afa-tsy ny handrahona sy hamono ny mpianatry ny Tompo, ka nanatona ny lehiben’ny mpisorona izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay i Saoly dia tsy nanampo afa-tsy ny handrahona sy ny handripaka ny mpianatry ny Tompo. Nanatona ny mpisorombe izy,
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly mbola nifofofofo fandrahonana sy famonoana tamin'ny mpianatry ny Tompo ihany, dia nankao amin'ny mpisoronabe izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola nifofofofo fandrahonana sy famonoana tamin’ny mpianatry ny Tompo ihany i Saoly dia nankao amin’ny Mpisoronabe*
malagasy
[Ny niovan'i Saoly ho Kristiana] Ary Saoly mbola nifofofofo fandrahonana sy famonoana tamin'ny mpianatry ny Tompo ihany, dia nankao amin'ny mpisoronabe izy