Acts 9:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy mpianatra iray antsoina hoe Ananiasy tany Damaskosy; ary hoy ny Tompo taminy tamin’ny fahitana: Ry Ananiasy! Dia hoy izy: Inty aho, Tompoko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tao Damasy fahizay dia nisy mpianatra anankiray atao hoe Anania; nilazan’ny Tompo tamin’ny tsindrimandry hoe: «Ry Anania.» Dia hoy izy: «Inty aho, Tompoko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao Damasy tamin’izay dia nisy mpianatra atao hoe Hananià. Nisehoan’ny Tompo tamin’ny alalan’ny fahitana izy ka nilazany hoe: –Ry Hananià! Dia hoy ny navaliny: –Intỳ aho, Tompoko!
Malagasy Bible 1865
Ary nisy mpianatra anankiray tany Damaskosy, atao hoe Ananiasy; ary hoy ny Tompo taminy tamin'ny fahitana: Ry Ananiasy. Dia hoy izy: Inty aho, Tompoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy mpianatra iray antsoina hoe Ananiasy tany Damaskosy; ary hoy ny Tompo taminy tamin’ny fahitana: Ry Ananiasy! Dia hoy izy: Inty aho, Tompoko!
malagasy
Ary nisy mpianatra anankiray tany Damaskosy, atao hoe Ananiasy; ary hoy ny Tompo taminy tamin'ny fahitana: Ry Ananiasy. Dia hoy izy: Inty aho, Tompoko.