Acts 9:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny Tompo taminy: Mitsangàna ka mandehana any amin’ny lalana atao hoe Imahitsy ka jereo ao an-tranon’i Jodasy ny lehilahy antsoina hoe Saoly avy any Tarsosy; fa indro, efa mivavaka izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny Tompo taminy: «Mitsangàna, ka mandehana any amin’ny lalana atao hoe Mahitsy; tadiavo ao an-tranon’i Jodà, fa misy lehilahy atao hoe Saoly avy any Tarsa efa mivavaka izy izao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny Tompo tamin’i Hananià: –Mankanesa izao dia izao any amin’ilay lalana atao hoe Imahitsy; ka anontanio ao an-tranon’i Joda fa misy lehilahy atao hoe Saoly avy any Tarsa. Mivavaka indrindra izy amin’izao fotoana izao. (
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny Tompo taminy: Mitsangàna, ka mandehana any amin'ny lalana atao hoe Imahitsy, ka izahao ao an-tranon'i Jodasy izay lehilahy atao hoe Saoly avy any Tarsosy; fa, indro, efa mivavaka izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny Tompo taminy: Mitsangàna ka mandehana any amin’ny lalana atao hoe Imahitsy ka jereo ao an-tranon’i Jodasy ny lehilahy antsoina hoe Saoly avy any Tarsosy; fa indro, efa mivavaka izy;
malagasy
Ary hoy ny Tompo taminy: Mitsangàna, ka mandehana any amin'ny lalana atao hoe Imahitsy, ka izahao ao an-tranon'i Jodasy izay lehilahy atao hoe Saoly avy any Tarsosy; fa, indro, efa mivavaka izy;