Acts 9:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
efa nahita lehilahy antsoina hoe Ananiasy tamin’ny fahitana izy, izay niditra ka nametra-tanana taminy mba hahita indray ny masony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
(Tamin’izay koa i Saoly dia nahita lehilahy anankiray tamin’ny tsindrimandry atao hoe Anania izay niditra sy nametra-tanana taminy mba hampahiratra azy).
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay i Saoly dia nisehoam-pahitana ary nahatazana lehilahy atao hoe Hananià, izay niditra tao aminy sy nametra-tanana taminy mba hahiratan’ny masony indray.)
Malagasy Bible 1865
ary izy efa nahita lehilahy atao hoe Ananiasy niditra ka nametra-tanana taminy, mba hahiratra indray ny masony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
efa nahita lehilahy antsoina hoe Ananiasy tamin’ny fahitana izy, izay niditra ka nametra-tanana taminy mba hahita indray ny masony.
malagasy
ary izy efa nahita lehilahy atao hoe Ananiasy niditra ka nametra-tanana taminy, mba hahiratra indray ny masony.