Acts 9:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly i Ananiasy hoe: Tompoko, efa reko tamin’ny maro ny haben’ny ratsy nataon’izany lehilahy izany tamin’ny olonao masina tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Anania namaly hoe: «Tompoko, reko tamin’ny olona maro fa loza loatra no nafitsok’io lehilahy io tamin’ny olonao masina tao Jerosalema;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao kosa no navalin’i Hananià: –Maro, Tompoko, ny olona niresaka tamiko momba io lehilahy io ka samy nilaza ny ratsy rehetra vitany tamin’ireo anisan’ny vahoakanao tany Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary Ananiasy namaly hoe: Tompoko, efa reko tamin'ny maro ny haben'ny ratsy nataon'izany lehilahy izany tamin'ny olonao masina tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly i Ananiasy hoe: Tompoko, efa reko tamin’ny maro ny haben’ny ratsy nataon’izany lehilahy izany tamin’ny olonao masina tany Jerosalema.
malagasy
Ary Ananiasy namaly hoe: Tompoko, efa reko tamin'ny maro ny haben'ny ratsy nataon'izany lehilahy izany tamin'ny olonao masina tany Jerosalema.