Acts 9:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manana fahefana avy tamin’ny lehiben’ny mpisorona atỳ koa izy mba hamatotra izay rehetra miantso ny anaranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary atỳ indray izy izao nahazo fahefana tamin’ny lehiben’ny mpisorona indray koa mba hamatotra izay rehetra miantso ny Anaranao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nomen’ireo lohandoha-mpisorona fahefana izy no tonga eto, mba hamatotra izay rehetra miantso ny anaranao.
Malagasy Bible 1865
Ary manana fahefanay koa avy tamin'ny mpisoronabe izy hamatotra izay rehetra miantso ny anaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manana fahefana avy tamin’ny lehiben’ny mpisorona atỳ koa izy mba hamatotra izay rehetra miantso ny anaranao.
malagasy
Ary manana fahefanay koa avy tamin'ny mpisoronabe izy hamatotra izay rehetra miantso ny anaranao.