Acts 9:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy ny Tompo taminy: Mandehana, fa fanaka voafidy ho fitondrana ny anarako eo anatrehan’ny Jentilisa sy ny mpanjaka ary ny Zanak’Israely izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny Tompo taminy: «Mandehana, fa io lehilahy io dia fanaka voafidy ho Ahy, hitondra ny Anarako eo anatrehan’ny Jentily sy ny mpanjaka ary ny zanak’i Israely;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny Tompo taminy: –Mandehana, fa io lehilahy io dia nofidiko sy hampiasaiko mba hampahafantatra Ahy amin’ireo hafa firenena sy amin’ny mpanjaka ary amin’ny vahoaka Israely.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ny Tompo taminy: Mandehana, fa fanaka voafidy izy ho fitondrana ny anarako eo anatrehan'ny jentilisa sy ny mpanjaka ary ny Zanak'isiraely;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy ny Tompo taminy: Mandehana, fa fanaka voafidy ho fitondrana ny anarako eo anatrehan’ny Jentilisa* sy ny mpanjaka ary ny Zanak’Israely izy;
malagasy
Fa hoy ny Tompo taminy: Mandehana, fa fanaka voafidy izy ho fitondrana ny anarako eo anatrehan'ny jentilisa sy ny mpanjaka ary ny Zanak'isiraely;