Acts 9:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niaraka tamin’izay dia nisy zavatra toy ny kiran’ny hazandrano niala avy tamin’ny masony dia nahita indray izy ka nitsangana ary natao batisa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niaraka tamin’izay, nisy zavatra toy ny lanin-kazandrano niala teo amin’ny masony, ka nahiratra indray izy. Dia nitsangana izy ka natao Batemy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo no ho eo ihany dia nisy zavatra toy ny kiran-kazandrano niala avy tamin’ny mason’i Saoly, ka nahiratra indray izy. Avy hatrany koa izy dia natao batisa,
Malagasy Bible 1865
Ary niaraka tamin'izay dia nisy zavatra toy ny kiran'ny hazandrano niala avy tamin'ny masony, dia nahiratra izy ka nitsangana, dia natao batisa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niaraka tamin’izay dia nisy zavatra toy ny kiran’ny hazandrano niala avy tamin’ny masony dia nahita indray izy ka nitsangana ary natao batisa;
malagasy
Ary niaraka tamin'izay dia nisy zavatra toy ny kiran'ny hazandrano niala avy tamin'ny masony, dia nahiratra izy ka nitsangana, dia natao batisa;