Acts 9:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nisakafo izy ka natanjaka. Nitoetra andro vitsivitsy teo amin’ny mpianatra tany Damaskosy i Saoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nihinan-kanina, ka dia natanjaka indray. Niara-nitoetra andro vitsivitsy tamin’ny mpianatra tao Damasy i Saoly,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary dia nihinan-kanina ka nihatanjaka. Niara-nitoetra mandritra ny andro vitsivitsy tamin’ny mpianatra tany Damasy i Saoly.
Malagasy Bible 1865
ary nihinan-kanina izy ka dia natanjaka. Ary Saoly nitoetra andro vitsivitsy teo amin'ny mpianatra tany Damaskosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nisakafo izy ka natanjaka. Nitoetra andro vitsivitsy teo amin’ny mpianatra tany Damaskosy i Saoly.
malagasy
ary nihinan-kanina izy ka dia natanjaka. [Ny nitorian'i Saoly tany Damaskosy sy Jerosalema] Ary Saoly nitoetra andro vitsivitsy teo amin'ny mpianatra tany Damaskosy.