Acts 9:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niaraka tamin’izay dia nitory teo amin’ny sinagoga izy ka nilaza fa Jesosy no Zanak’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nitory teo amin’ny sinagoga niaraka tamin’izay izy, ka nilaza fa i Jesoa no Zanak’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nangataka andro i Saoly fa nitoriteny tao amin’ny sinagôga, nanambara fa i Jesoa no ilay Zanak’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary niaraka tamin'izay dia nitory teo amin'ny synagoga izy ka nilaza an'i Jesosy fa Zanak'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niaraka tamin’izay dia nitory teo amin’ny sinagoga* izy ka nilaza fa Jesosy no Zanak’Andriamanitra.
malagasy
Ary niaraka tamin'izay dia nitory teo amin'ny synagoga izy ka nilaza an'i Jesosy fa Zanak'Andriamanitra.