Acts 9:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia talanjona izay rehetra nandre ka niteny hoe: Tsy io va ilay nandringana izay niantso izany anarana izany tany Jerosalema? Ary moa tsy ny hitondra azy ireo mifatotra ho any amin’ireo lehiben’ny mpisorona va no nahatongavany atỳ?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Talanjona izay rehetra nandre ka nanao hoe: «Tsy ity va ilay nanenjika an’izay niantso izany Anarana izany tany Jerosalema, sy tonga atỳ mba hitondra azy am-patorana ho any amin’ny lehiben’ny mpisorona»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia talanjona ny olona rehetra nandre azy ka nanontany hoe: –Tsy ity lehilahy ity indrindra ve no mpanenjika lozan-tany an’ireo niantso ny anaran’i Jesoa tany Jerosalema? Ary ny anton-diany atỳ, moa ve tsy ny hamatotra ny olona toy izany sy hitondra azy mankany amin’ny lohandoha-mpisorona?
Malagasy Bible 1865
Ary talanjona izay rehetra nandre ka nanao hoe: Tsy ity va ilay nandringana izay niantso izany anarana izany tany Jerosalema? ary tongay koa izy mba hitondra azy mifatotra ho any amin'ny mpisoronabe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary talanjona izay rehetra nandre ka nanao hoe: Tsy ity va ilay nandringana izay niantso izany anarana izany tany Jerosalema? ary tongay koa izy mba hitondra azy mifatotra ho any amin'ny mpisoronabe.