Acts 9:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa fantatr’i Saoly ny teti-dratsiny. Niambina ny vavahady andro aman’alina izy ireo mba hamonoany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fantatr’i Saoly ihany anefa ny hevi-dratsiny. Nambenan’izy ireo andro aman’alina ny vavahady mba hamonoany azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy nampahafantarina an’i Saoly mialoha izany fiokoana izany. Nambenan-dry zareo Jiosy andro aman’alina ny vavahadin’ny tanàna mba hamonoana an’i Saoly.
Malagasy Bible 1865
nefa fantatr'i Saoly ny fihendreny. Ary izy ireo niambina ny vavahady andro aman'alina hamonoany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa fantatr’i Saoly ny teti-dratsiny. Niambina ny vavahady andro aman’alina izy ireo mba hamonoany azy.
malagasy
nefa fantatr'i Saoly ny fihendreny. Ary izy ireo niambina ny vavahady andro aman'alina hamonoany azy.