Acts 9:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa naka azy kosa ny mpianany nony alina ka nampidina azy tamin’ny sobika avy eo amin’ny manda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
kanjo nalain’ny mpianatra kosa izy, nony alina, ka nataony tao anatin’ny sobika, dia nampidininy tamin’ny manda.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo nalain’ny mpianatra i Saoly indray alina, dia nataony tao anaty sobika, ary nampidininy tany ivelan’ny manda.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpianany naka azy nony alina ka nampidina azy tamin'ny sobiky avy eo amin'ny mànda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa naka azy kosa ny mpianany nony alina ka nampidina azy tamin’ny sobika avy eo amin’ny manda.
malagasy
Fa ny mpianany naka azy nony alina ka nampidina azy tamin'ny sobiky avy eo amin'ny mànda.